Entry (1/6) | 1 erana |
Root | 2 era |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/6) | 9 erana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza: -- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1] |
Explanations in English |
12 a full measure [1.7] |
Explanations in French |
13 mesure pleine; ce qui est possible [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/6) | 19 erana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 harim-bilany, molaly [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (4/6) | 22 eraña |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 erana [1.13] |
Entry (5/6) | 25 erana |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 espace [1.13] |
Vocabulary |
28 Mathematics: algebra |
Compound words |
|
Entry (6/6) | 33 erana |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in French |
35 (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang). Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture. Ce sont notamment : 36 Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. [Betsimisaraka] [1.196] 37 Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.; 38 Cyperus dives Delile (Cyperaceae) . 39 Voir aussi herana. [Tanosy] |
Vocabulary |
40 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 43 erana, eraña, erana, eraña |
Updated on 2023/07/14 |