|
|
|
|

Entry (1/3)1  mandòna
Root  2  dona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [1.1]
Explanations in English  5  to soak [1.7]
Explanations in French  6  tremper [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/3)11  mandòna
Root  12  dona
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  manomboka [Tambahoaka] [1.78]
15  Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho
16  Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io
17  Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1]
Explanations in English  18  to knock, to strike [1.7]
Explanations in French  19  frapper, battre, heurter [1.8]
Examples  20  Injao koa misy mandona ao am-baravarana. [2.499#]
21  Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#]
Morphology 
22  Present :
23  Past :
24  Future :
25  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)27  mandonà
Root  28  dona
Part of speech  29  imperative of active verb mand
Explanations in Malagasy  30  [1.1]
Tables and plates  31  All the active imperatives

Anagrams  32  mañando, mandano, mandaño, mandonà, mandòna, mañando, mandano, mandaño, mandonà, mandòna

Updated on 2023/09/25