|
|
|
|

Entry (1/4)1  dona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1]
Explanations in English  4  a shock, a blow, a knock [1.7]
Explanations in French  5  coup, choc [1.8]
Examples  6  dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Synonyms  11  dondona
Compound words 

Entry (2/4)15  dona
Part of speech  16  noun
Vocabulary  17  Game
Explanations in Malagasy  18  Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [1.1]
Explanations in French  19  terme de jeu au domino: passe [1.3#114]
Derivatives 
20  Active verbs :

Entry (3/4)21  dona
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Zoology: fishes
Explanations in French  24  anguille. Cf. tòna. [1.19]

Entry (4/4)25  dona
Part of speech  26  noun
Vocabulary  27  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in Malagasy  28  Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
Other spellings  29  tona

Anagrams  30  Ando, ando, dona, ndao, onda

Updated on 2023/05/24