|
|
|
|

Entry1  mandoaka (loaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1]
Explanations in English  4  to make a hole through [1.7]
Explanations in French  5  percer un trou, trouer [1.8]
Examples  6  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mandavaka, mangirika, manatangirika
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandoaka

Anagrams  14  manadoka, mandaoka, mandoaka

Updated on 2023/05/31