Entry | 1 mandavaka |
Root | 2 lavaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano 5 Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko [1.1] |
Explanations in English |
6 to make a hole, to scoop out [1.2] 7 to dig a hole into [1.7] |
Explanations in French |
8 faire un trou ou une fosse [1.8] |
Examples |
9 Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka. [2.895#] 10 mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady. [2.445#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |