Entry | 1 mangirika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko |
Root | 4 hirika |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |