Entry (1/2) | 1 manditra |
Root | 2 handitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra [1.1] |
Explanations in French |
5 farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau [1.3#212] |
Analogs | 6 mafotra, maisatra, mavoana |
Entry (2/2) | 7 manditra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] |
Explanations in French |
10 gros serpent [1.3#431, 1.54] |
Examples |
11 Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195] |
Vocabulary |
12 Zoology: reptiles, amphibians |
Other spellings | 13 mandotra |
Zoonyms |
|
Anagrams | 15 manditra, mandrita, matindra |
Updated on 2023/09/25 |