|
|
|
|

Entry1  maisatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany
4  Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta [1.1]
5  mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [1.13]
Explanations in French  6  apre, âcre, visqueux [1.3]
7  visqueux [1.13]
8  qualité des sucs végétaux très âcres. [1.196]
Examples  9  ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona. [2.996#]
Derivatives 
10  Adjectives :
Analogs  11  handatra

Updated on 2021/08/20