Entry (1/2) | 1 mandika |
Root | 2 dika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby 5 Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka 6 Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao 7 Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra 8 Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1] |
Explanations in English |
9 to overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle [1.2] 10 to go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7] |
Explanations in French |
11 passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire [1.8] |
Examples |
12 Ny mandika tongotr' olona mitsotra. [1.437#] 13 Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina [2.508#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mandika |
Entry (2/2) | 22 mandikà |
Root | 23 dika |
Part of speech | 24 imperative of active verb mandika |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] |
Tables and plates |
26 All the active imperatives |
Anagrams | 27 mandika, mandikà, mikanda, mandika, mandikà, mikanda |
Updated on 2023/09/08 |