|
|
|
|

Entry1  mandefona ivoho
Elementary words  2  mandefona, ivoho
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana
Examples  5  [2.285#] Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.

Updated on 2024/12/07