|
|
|
|

Entry (1/2)1  ivoho
Root  2  voho
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1]
Explanations in English  5  behind, on the back side [1.7]
Explanations in French  6  par derrière [1.3, 1.8]
7  derrière, au dos, au revers [1.8]
Examples  8  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
9  fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895]
10  Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Compound words 
Tables and plates  20  All the adverbs

Entry (2/2)21  ivoho
Root  22  voho
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  réciproque [1.13]
Vocabulary  25  Mathematics: algebra

Updated on 2024/08/15