Entry | 1 mandefona ivoho |
Elementary words | 2 mandefona, ivoho |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1] |
Examples |
5 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#] |
Updated on 2023/10/04 |