Entry (1/2) | 1 manandrina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana Manohitra |
Explanations in English |
4 [1.2] to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. |
Explanations in French |
5 [1.3] regarder en face, avec colère, résister, tenir tête |
Examples |
6 [2.366#47] Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina |
Root | 7 handrina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 manandrìna |
Part of speech | 14 imperative of active verb manandrina [Full list] |
Root | 15 handrina |
Anagrams | 16 anandrinam, manandrina, manandrìna, manindrana, manindràna, namandiran, namindrana, nandramany, nindramana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |