Entry (1/2) | 1 mamony |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity |
Explanations in English |
4 [1.7] to blossom |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.96] fleurir 6 [1.196] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina] 7 [Sakalava] 8 [Tankarana] 9 [Betsimisaraka] |
Examples |
10 [2.817#] Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. 11 [1.357#] ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. |
Vocabulary |
12 Botany: (in general) |
Root | 13 vony |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/2) | 19 mamony |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tambahoaka]
[mamoñy] manafina 22 [1.78] [Bezanozano] manafina 23 [1.78] [Tanala] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina |
Root | 24 voñy |
Anagrams | 25 inomam, mamoin, mamony, namoim, nimamo, omanim |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |