|
|
|
|

Entry1  mamelana
Root  2  felana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo [1.1]
Explanations in English  5  to flower [Provincial] [1.2]
Explanations in French  6  Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
7  En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina]
8  Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et
mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [Bara] [1.196]
9  [Mahafaly]
10  [Tandroy]
Examples  11  Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470#]
12  Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao. [2.324#]
Vocabulary  13  Botany
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :

Updated on 2021/08/18