Entry (1/2) | 1 mamony |
Root | 2 vony |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1] |
Explanations in English |
5 to blossom [1.7] |
Explanations in French |
6 fleurir [1.8, 1.96] 7 (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina] [1.196] 8 [Sakalava] 9 [Tankarana] 10 [Betsimisaraka] |
Examples |
11 Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#] 12 ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#] |
Vocabulary |
13 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 mamony |
Root | 19 vo |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 manafina [Tambahoaka]
[1.78] 22 manafina [Bezanozano] [1.78] 23 mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [Tanala] [1.78] |
Updated on 2023/08/30 |