Entry (1/2) | 1 mamolaka |
Root | 2 folaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manapaka fa tsy tangarana 5 Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby 6 Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba [1.1] |
Explanations in English |
7 to break but not clear off; to break to harness or for work, as a horse; to bring into subjection [1.7] |
Explanations in French |
8 rompre mais pas couper net; dompter [1.8] |
Examples |
9 Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena. [2.332#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mamolaka |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 mioty katsaka [Sakalava]
[1.78] |
Updated on 2023/09/13 |