|
|
|
|

Entry1  mamola-barotra
Elementary words  2  mamolaka, varotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [1.1]
Explanations in English  5  to make a seller reduce the price. [1.2]
Explanations in French  6  chercher à faire baisser, à réduire le prix [1.3]

Updated on 2023/05/23