Entry | folaka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Fracturé [1.13] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Analogs | oritra | |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word folaka | |||||||||||||||
Entry | folaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in French | Foulure, fracture [1.13] | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | falako, folaka, kolafa |
Updated on 2023/07/29 |