Entry (1/2) | 1 mamindra |
Root | 2 findra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto 5 Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy 6 Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo 7 Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto 8 Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa 9 Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra 10 Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza 11 Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1] |
Explanations in English |
12 to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2] 13 to move; to walk (esp. of a child) [1.7] |
Explanations in French |
14 déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8] |
Examples |
15 Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#] 16 Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#] |
Vocabulary |
17 Motion |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word mamindra |
Entry (2/2) | 25 mamindrà |
Root | 26 findra |
Part of speech | 27 imperative of active verb mamindra |
Explanations in Malagasy |
28 [1.1] |
Explanations in French |
29 [1.3] |
Tables and plates |
30 All the active imperatives |
Anagrams | 31 mamindra, mamindrà, mindrama, mamindra, mamindrà, mindrama |
Updated on 2023/09/13 |