Entry (1/2) | 1 mamikavika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. |
Explanations in English |
4 [1.7] to tack or baste with large stitches |
Explanations in French |
5 [1.8] faufiler |
Examples |
6 [2.499#] Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. |
Root | 7 vikavika |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mamikavikà |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamikavika [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Root | 17 vikavika |
Anagrams | 18 amikavikam, mamakivaky, mamikavikà, mamikavika |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |