Entry | 1 vikavika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina [1.1] 4 zaitra mahalana alohan'ny tena izy [1.13] |
Explanations in English |
5 large stitches, tacking or basting stitches [1.7] |
Explanations in French |
6 action de faufiler; gros points de couture [1.8] 7 faufil, point de bâti [1.13] |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |