|
|
|
|

Entry1  mamerovero
Root  2  verovero
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero
malaza
Explanations in French  5  [1.3#829, 1.196] être odoriférant
6  [1.3#829] , répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums)
figuré: être célèbre
7  [1.196] répandre une odeur agréable
Figuré: être célèbre, respecté
Examples  8  [1.299#] Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero.
9  [2.528#] Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako.
10  [2.69#] Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala.
Proverbs  11  Proverbs containing the word mamerovero

Updated on 2024/12/11