|
|
|
|

Entry1  mamatravatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao?
(orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely
Root  4  vatravatra
Synonyms  5  mivatravatra

Anagrams  6  amatravatram, mamatravatra

Updated on 2025/01/21