Entry (1/2) | 1 mamana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
mikotrika atody 4 [1.1] Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka Manafana: Mamana tanana amin' ny afo |
Explanations in English |
5 [1.2] to make warm. 6 [1.7] to heat |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.405] chauffer |
Examples |
8 [2.470#] Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. |
Root | 9 fana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mamanà |
Part of speech | 15 imperative of active verb mamana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Root | 18 fana |
Anagrams | 19 amanam, mamana, mamanà, manama, mañama |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |