Entry (1/2) | 1 mamafa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mamaoka, manadio, mifafa 4 [1.1] Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra? Mamaoka: Mamafa vilia |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to sweep 6 [1.2] to wipe, to clear away |
Explanations in French |
7 [1.3#136, 1.8, 1.405] balayer 8 [1.3#136, 1.8] essuyer 9 [1.3#136] rafler |
Examples |
10 [2.356] Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? 11 [2.332] Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. |
Root | 12 fafa |
Morphology |
|
Synonyms | 17 mifafa |
Analogs | 18 mifafa, manraoka, mifaoka, manala loto |
Entry (2/2) | 19 mamafĂ |
Part of speech | 20 imperative of active verb mamafa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Root | 23 fafa |
Anagrams | 24 amafam, mamafĂ , mamafa |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |