|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamafa
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mamaoka, manadio, mifafa
4  [1.1] Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra?
Mamaoka: Mamafa vilia
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to sweep
6  [1.2] to wipe, to clear away
Explanations in French  7  [1.3#136, 1.8, 1.405] balayer
8  [1.3#136, 1.8] essuyer
9  [1.3#136] rafler
Examples  10  [2.356] Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana?
11  [2.332] Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo.
Root  12  fafa
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Synonyms  17  mifafa
Analogs  18  mifafa, manraoka, mifaoka, manala loto

Entry (2/2)19  mamafĂ 
Part of speech  20  imperative of active verb mamafa [Full list]
Explanations in Malagasy  21  [1.1]
Explanations in French  22  [1.3]
Root  23  fafa

Anagrams  24  amafam, mamafĂ , mamafa

Updated on 2025/04/13