|
|
|
|

Entry1  malemy fanahy
Elementary words  2  malemy, fanahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana.
Explanations in English  5  [1.2] Kind, gentle in disposition.
Examples  6  [1.38] Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy

Updated on 2024/12/07