|
|
|
|

Entry1  maizim-bolana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fotoana tsy ahitana ny volana
Explanations in English  4  [1.7] the dark of the moon
Explanations in French  5  [1.8] le temps où la lune est invisible
Examples  6  [2.470] Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo
7  [2.470] Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy
Vocabulary  8  Astronomy
Elementary words  9  maizina, volana
Proverbs  10  Proverbs containing the word maizim-bolana

Updated on 2024/12/07