Entry | 1 mai-molotra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana |
Examples |
4 [2.69#] Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!" |
Elementary words | 5 maina, molotra |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |