|
|
|
|

Entry1  mahavoafady
Elementary words  2  mahavoa, fady
Part of speech  3  active verb
Explanations in English  4  [1.7] to cause disgrace by overstepping taboo
Explanations in French  5  [1.3#840] Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore)
6  [1.8] se déshonorer en violant un tabou
Examples  7  [2.996] Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady
8  [2.69] fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady;
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  mamoafady
Proverbs  13  Proverbs containing the word mahavoafady

Updated on 2024/12/10