|
|
|
|

Entry1  mahatsikaritra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena
Explanations in English  4  [1.7] to perceive at a rapid glance
Explanations in French  5  [1.8] apercevoir instantanĂ©ment
Examples  6  [1.437#] Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona.
Root  7  tsikaritra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11