|
|
|
|

Entry1  tsikaritra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1]
Explanations in French  4  vu rapidement, aperçu un instant [1.3]
Examples  5  Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4]
6  Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :

Anagrams  12  sikitratra, tsikaritra

Updated on 2022/09/05