|
|
|
|

Entry1  mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala
Elementary words  4  mahalala, folo, tena, iray, olona
Synonyms  5  mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa

Updated on 2024/12/10