|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomafana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy
Explanations in English  4  [1.2] (rano mafana) Warm water; hot springs
fig. anger; a present.
Explanations in French  5  [1.196] (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts.
Examples  6  [2.366] Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka.
Vocabulary  7  Botany
Elementary words  8  rano, mafana

Entry (2/2)9  Ranomafana
Part of speech  10  name (toponym) [Full list]
Examples  11  [2.508] Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns.
Vocabulary  12  Geography: towns
Elementary words  13  rano, mafana

Anagrams  14  fanamorana, Ranomafana, ranomafana

Updated on 2025/04/19