Entry (1/3) | 1 madio |
Root | 2 dio |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo 5 Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano 6 Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao 7 Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao 8 Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1] |
Explanations in English |
9 clean [1.2, 1.7] 10 clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2] |
Explanations in French |
11 propre [1.8, 1.13] 12 propre, innocent [1.8] 13 pur [1.13] |
Examples |
14 Aiza no hisy lakozia madio? [2.4] 15 Maivana sy madio ny rivotra. [2.356] 16 Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280] |
Morphology |
|
Analogs | 21 tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word madio |
Entry (2/3) | 30 madio |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in French |
32 (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196] |
Vocabulary |
33 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 35 MAD-IO |
Part of speech | 36 noun (acronym) |
Explanations in French |
37 Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1] |
Tables and plates |
38 Acronyms 39 Acronyms |
Anagrams | 40 dimao, madio, miado, modia |
Updated on 2023/08/12 |