|
|
|
|

Entry1  mangoratsaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R)
Explanations in French  4  [1.3#268] ĂȘtre d'un blanc pur
Examples  5  [2.471] Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any.
6  [2.470] mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy.
Root  7  horatsaka

Updated on 2024/12/26