Entry | 1 kakabemaso |
Elementary words | 2 kaka, be, maso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa 5 Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1] |
Examples |
6 Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335#] |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 8 kakabenify, lolompaty |
Updated on 2023/12/11 |