Entry | 1 loha vaniana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana |
Examples |
4 [2.424#] Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana |
Vocabulary |
5 Biology |
Elementary words | 6 loha, vaniana |
Anagrams | 7 loha vaniana, nohalavaina, nolavahanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |