|
|
|
|

Entry1  lihitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany
4  Kely loha, maivan-doha [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Analogs  9  lingitra10  Liana, litika, liaka, lefaka, maola, pendina, dedaka, tefotra, seriny, sedika, roboka, adala, mihaitraitra, mimaty, minitinitika, mihoalahoala, matin-kanin-kely, matim-pitia toa lalitra

Updated on 2020/07/31