Entry | 1 maola |
Root | 2 ola |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 adaladala, tsy hendry, maditra [Tanala]
[1.78] 5 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1] |
Explanations in English |
6 frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic 7 in the provinces, it means mad [1.2] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 maolamaola |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word maola |
Anagrams | 15 alamo, amalo, lamao, malao, maola |
Updated on 2023/01/20 |