Entry | roboka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entry | roboka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Cajolé, séduit par la flatterie [1.3] | |||||||||||||||
Anagrams | boroka, koroba, roboka |
Updated on 2020/07/31 |