Entry | 1 lavidavitra |
Root | 2 lavitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3] (duplicatif) 6 [1.107] un peu loin |
Examples |
7 [2.472] Efa lavidavitra izahay vao niantso izy 8 [2.470] Satria lavidavitra sy saro-dalana ihany no misy azy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |