Entry | 1 lasam-borona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] |
Synonyms | 4 lasam-binany |
Elementary words | 5 lasa, vorona |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word lasam-borona |
Updated on 2023/06/05 |