|
|
|
|

Entry1  kisoa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  4  Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Explanations in English  5  a pig [1.7]
Explanations in French  6  porc [1.54]7  porc, cochon [1.8]
Examples  8  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
9  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word kisoa
Article  14  Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  akiso, isoka, kiosa, kisoa, osika, sioka, sokia

Updated on 2023/06/27