Entry (1/5) | 1 lakato |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 lavabato [Tambahoaka]
[1.78] 4 lavabato, zohy [Taisaka, Bara] [1.78] 5 zohy, lava-bato: ao tsy ao dia koa ny an-dakato (tsy dia ao matetika toy ny kary an-davabato) [Tanala] [1.78] 6 Zohy eny antenatenan-kavoana [Bara] [1.1] 7 zohy [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] [1.1] 8 zohy na lava-bato lehibe azo onenana [1.13] |
Explanations in French |
9 caverne [1.13] |
Examples |
10 lakato vita nanahary izy io ary maina tsara. [2.643#] 11 Ny lakato nanjary trano ahitra, io nanjary trano tany. [2.245#] |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 13 lakato |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in English |
15 a clapping board [1.2] |
Entry (3/5) | 16 lakato |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Ampinga fisapisaka mifono hoditr' omby: Ianareo no ampinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina) [1.1] |
Explanations in French |
19 espèce de grand bouclier [1.3#374] |
Entry (4/5) | 20 lakato |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 (sens général : nom d'une sorte de bouclier que portaient les guerriers armés de lances). Nom d'un arbre indéterminé (une Rubiacée d'après de Firaketana Malagasy) de la forêt des pentes orientales. Son bois, facile à travailler, servait à tailler les grands boucliers. Il a donné son nom au village de Lakato, sous préfecture d'Anosibe du Mangoro. [Bezanozano]
[1.196] 23 [Betsimisaraka] |
Vocabulary |
24 Botany |
Toponyms |
|
Entry (5/5) | 26 Lakato |
Elementary words | 27 lakato |
Part of speech | 28 name (toponym) |
Vocabulary |
29 Geography: towns |
Tables and plates |
30 Full list |
Anagrams | 31 Lakato, lakato, lotaka, takalo, tolaka, Lakato, lakato, lotaka, takalo, tolaka |
Updated on 2023/10/07 |