Entry (1/3) | 1 lotaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka [1.1] |
Explanations in French |
4 très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent [1.3] |
Entry (2/3) | 5 lotaka |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Nofom-boankazo [1.1] |
Explanations in French |
8 (de lo : pourri, gâté). Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
9 Botany |
Entry (3/3) | 10 lotaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby [1.1] |
Anagrams | 13 Lakato, lakato, lotaka, takalo, tolaka |
Updated on 2020/07/31 |