|
|
|
|

Entry (1/2)1  lakan-drano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina
Explanations in French  4  [1.13] canal
Examples  5  [2.472#] Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
6  [2.113#] Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana.
Elementary words  7  lakana, rano

Entry (2/2)8  lakan-drano
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina
Vocabulary  11  Biology
Synonyms  12  lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina
Compound words 

Updated on 2024/12/10