Entry | 1 lahatra sy anjara |
Elementary words | 2 lahatra, anjara |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.470] Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? 5 [2.472] Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo |
Synonyms | 6 zara sy lahatra |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |