|
|
|
|

Entry1  lahatra sy anjara
Elementary words  2  lahatra, anjara
Part of speech  3  locution
Examples  4  Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
5  Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo [2.472]
Synonyms  6  zara sy lahatra

Updated on 2023/10/08